|
|
|
|

Teny iditra1  fanamaika
Fototeny  2  maika
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  Fomba entina manamaika, mandodona
5  Azo ampanaovina maika, azo dodonana [1.1]

Fivaditsoratra  6  famaikana, famakiana, fanamaika

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14