Teny iditra | 1 maika |
Fototeny | 2 aika |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Misy zavatra tsy maintsy halehahaingana: Maika aho Maimay hanao zavatra, dodona: Maika hiteny erỳ izy ~ Maika hamonjy masinina aho Enti-milaza zavatra tsy azo ampiandrasina ela, tsy maintsy hatao haingana: Raharaha maika |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] in a hurry |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] pressé |
Ohatra |
7 Ahoana fa maika aho? [2.639#orimbatonnyfiadanana] 8 maika hiala amin' izany aho. [2.4#] 9 Aza maika handao fonenana ialahy. [2.442#] |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 15 dodona, kododona, dodoka, dodotra, rototra, rodoka, somadodoka, somarodoka, somarototra, maimay, mitaitay, mirotoroto, mikorobobo, miheninkenina, mikoropaka, sevotsevoka, milomay, maintavo, forehitra, mivoa-jamala, misehotra, misalehotra, mikododoka, minitinitika, kongomaika, kongorevo, ankamehana, sondrodrahona, aniritra, tandrevaka, tandrametaka, peta-toko |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 22 Ohabolana misy io teny maika io |
Fivaditsoratra | 23 akaim, amaky, maika, Makay, makia, miakà, miaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |