Teny iditra (1/3) | 1 fanambarana |
Fototeny | 2 ambara |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Filazana zavatra mbola niafina hatramin' izay: Fanambarana ny tetika nataon' ireo olon-dratsy Filazana vaovao lehibe ampahibemaso: Nanao fanambarana tao amin' ny fampielezam-peo ny Filohan' ny Nosy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] revelation, disclosure |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] révélation, action de manifester |
Kamban-teny |
|
Lohateny | 10 Fanambarana iraisam-pirenena momban' ny Zon' olombelona (United Nations) |
Teny iditra (2/3) | 11 fanambarana |
Fototeny | 12 tambatra |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] Fanakambanana, fampiraisana, fanatontaliana, fampitohizana: Ataovy ny fanambarana ireto isa ireto |
Teny iditra (3/3) | 15 Fanambaràna |
Sokajin-teny | 16 anaran-tsamirery (boky ara-baiboly) |
Fanazavàna teny anglisy |
17 [2.996] Revelation: one of the books of the Bible |
Fanazavàna teny frantsay |
18 [2.996] Apocalypse: un des livres de la Bible |
Voambolana |
19 Soratra Masina |
Tovy hevitra | 20 apokalypsy, apokalypsy, apokalypsy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |