|
|
|
|

Teny iditra1  fanambonimbary
Fototeny  2  ambony
Sokajin-teny  3  anarana
Voambolana  4  Haizavamaniry: ahitra
Fanazavàna teny malagasy  5  Ny tampony indrindra amin' ny ampangoro
6  Zavamaniry fahita eny an-tanimbary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7  [Mod. s. from manambony (ambony), and vary, rice.] A small sweet-scented herb found in rice-grounds. Same as ampangorombary. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8  (de ambony : au-dessus de ; et vary : riz). Herbe odorante, non identifiée, qu'on fait cuire avec le riz. Elle pousse dans les rizières (ampangorombary). [Merina] [1.196]
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny fanambonimbary io

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31