|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : fanambonimbary

Ohabolana 1Raha jerena, toa olon-kendry, tantely fiandry andriana; kanjo nony dinidinihina, fanambonim-bary fiandry alika. [2.165 #478]
Raha jerena, toa tantely fiandry andriana, fa nony dinihina, dia hay fanambonim-bary fiandry alika. [2.558]
Dikanteny frantsayA le voir, on l' aurait pris pour un sage, pour du miel digne d' un roi; mais, à l' examen, c' était le dessus du riz, bon pour un chien. [2.165]
Fanazavana frantsayLa partie supérieure du riz cuit dans la marmite et souvent couverte de suie et sent la fumée, et on la donne aux chiens. [2.165]

Fizahan-teny