Teny iditra (1/2) | 1 fanana |
Fototeny | 2 anana |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Vola alaina na samborina misy zanany; ny fomba fampanjanaham-bola [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 used in fanankaren-tsirodona and other forms [1.2] |
Ohatra |
6 Ary ny fanana izay omeko any ireo tera dRaketaka ireo, Ataoko tsy azon'olom-belona harahina halaina; [2.59#] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 fan~ana |
Sokajin-teny | 10 tsirinteny saradroa |
Tsanganana sy sary iray takila |
11 Teny misy tsirinteny sara-droa fan~ana |
Fivaditsoratra | 12 afanan, fanana, fan~ana, nafana, nanafa, afanan, fanana, fan~ana, nafana, nanafa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/16 |