|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 fananana
Fototeny  2anana
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fitambaran' ny zavatra ananana vola, trano, tany, biby ompiana...; harena. [1.1]
5harena noharin'ny tena na nolovaina. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  6Possessions, property. [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7ce qu'on possède, propriété. [1.8]
8patrimoine, biens. [1.13]
Ohatra  9 Kanety telo no mba fananana. [1.232#]
10 Tsy fananana va ny zanany maro? [2.270#]
11 Notoroan-tsy mba zaka è ka lany fananana! [2.69#]
Kamban-teny rehetra  12Fikambanana 12 amin' io teny io
Lahatsoratra  13Randzavola: fananana ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/3)14 fananana
Fototeny  15hana
Sokajin-teny  16 anarana
Fanazavàna teny malagasy  17Fakana na fisamboram-bola misy zanany. [1.1]

Teny iditra (3/3)18 fanañaña
Sokajin-teny  19 anarana
Fanazavàna teny malagasy  20hadisoam-panantenana. [Taisaka] [1.78]

Fivaditsoratra  21 fanañaña, fananana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/06