|
|
|
|

Teny iditra (1/8)1  hana
Sokajin-teny  2  Tsy lazaina
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.5] Voir hanina, hinana, homana
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Anarana :

Teny iditra (2/8)6  hana
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.10#H099] zanaky ny vola nampisamborina
9  [1.1] vola ampizanahina
Fanazavàna teny anglisy  10  [1.2] lending or borrowing money on interest
Fanazavàna teny frantsay  11  [1.3#211] capital, tout ce qui est prêté à intérêt
12  [1.196] le capital, ce qu'on peut prêter à intérêt
Voambolana  13  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Sampanteny 
14  Matoantenin' ny mpanao :
15  Matoantenin' ny iharana :
16  Matoantenin' ny fameno :
17  Anarana :
18  Mpamaritra :

Teny iditra (3/8)19  hana
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny malagasy  21  [1.78] [Taifasy, Taisaka, Bara, Betsileo, Tanosy] kapa
22  [1.78] [Taifasy, Bara, Betsileo] kiraro
23  [1.78] [Betsileo] faladian-kiraro
Fanazavàna teny anglisy  24  [1.2] [Provincial] a provincial word for kiraro or kapa
Fanazavàna teny frantsay  25  [1.82] [Taisaka] sandale de cuir
Voambolana  26  Toe-karena: zaitra

Teny iditra (4/8)27  hana
Sokajin-teny  28  anarana
Fanazavàna teny malagasy  29  [1.78] [Taisaka] fitana rano
Fanazavàna teny frantsay  30  [1.82] [Taisaka] gué
Kamban-teny 

Teny iditra (5/8)32  hana
Sokajin-teny  33  anarana
Fanazavàna teny malagasy  34  [1.78] [Tanosy] voditongotra
Voambolana  35  Haiaina

Teny iditra (6/8)36  hana
Sokajin-teny  37  anarana
Fanazavàna teny malagasy  38  [1.10#H099, 1.78] [Bara] vehivavy janga
39  [1.10#H099] tsimihorirana, tsimanetsa

Teny iditra (7/8)40  hana
Sokajin-teny  41  anarana
Fanazavàna teny malagasy  42  [1.10#H099] karazan-tondro any amin' ny faritany atsimo atsinanana; misy 20stm ny halavany
Voambolana  43  Haibiby: trondro

Teny iditra (8/8)44  ha~na
Sokajin-teny  45  tsirinteny saradroa [Fitanisana]

Fivaditsoratra  46  ha~na, hana, naha, naha-

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/13