|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  fanandrana
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fomba entina manandrana, mitsapa mialoha
Azo andramana: Tsy fanandrana ny fahafatesana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#39] ce que l'on essaie, qu'on goûte, manière d'essayer
Fototeny  5  andrana

Teny iditra (2/4)6  fanandrana
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Fanongotana amin' ny tandra
Fanazavàna teny frantsay  9  [1.3] l'action de saisir avec les pinces, les tenailles, l'instrument, la cause
Fototeny  10  tandra

Teny iditra (3/4)11  fanandrana
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.1] Fanomezana tandra, na zavatra atolotra zaza iray mbola tsy teraka na marary, mba hisambasambana fahaterahana na fahasitranana soa aman-tsara ho azy
Fototeny  14  tandra

Teny iditra (4/4)15  Fanandrana
Sokajin-teny  16  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  17  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  18  fanandrana, Fanandrana, nandafaran, nandrafana

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/25