|
|
|
|

Teny iditra1  fanaovana
Fototeny  2  tao
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fanamboarana: Fanaovana latabatra
5  Fananganana: Sarotra ny fanaovan-trano
6  Fahariana: Fanaovana sary, laha teny [1.1]
7  fanomezana bika zavatra iray [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  8  The means or way of effecting anything. This word is used in many compounds. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9  l'action de faire, de bâtir, de construire, de fabriquer, d'agir, les instruments, le lieu, la cause: Antoandro loatra ny fanaovanareo raharaha (Vous arrivez trop tard pour faire votre travail, pour travailler) ~ Fanaovako sary io (Cela me sert à faire des images) ~ Ento ny fanaovam-biriky (Portez l'instrument, le moule qui sert à faire des briques) ~ Ao ny trano fanaovan-dabiera (Voilà la brasserie) ~ Eto no misy trano fanaovam-printy (L'imprimerie est ici)
10  action de mettre, de placer
11  l'action d'appeler, de donner un nom, de dire
12  la pensée, la croyance, l'action de regarder comme, de prendre pour [1.3]
13  action, instrument pour faire [1.5]
14  façonnage [1.13]
Ohatra  15  Andro araonoan' omby no fanaovana. [1.437#]
16  Ny fanaovana azy koa dia samihafa. [1.353#]
17  Fanaovana loko ny raviny rehefa lovina. [2.245#]
Haiendriteny 
18  Tsotra :
19  Tovonana :
Mpanahaka  20  fanamboarana
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  36  fanaovana, fanoavana

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/16