|
|
|
|

Teny iditra 1  fanapaka
Fototeny  2 tapaka
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina manapaka, mandidy, manito
5 Azo tapahina: Tsy fanapaka ny hevitra toy izany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 ce qu'on peut couper, manière de couper [1.3#682]
Ohatra  7  Ary notapahana hoatra ny fanapaka singan-kofehy ny mahazaka tamin' ny sandriny. [2.996#]
Fikambanana  8  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe fanapaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/10/06