|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  tapaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Haiendriteny 
3  Ny ankehitriny :
4  Ny lasa :
5  Ny hoavy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  24 Enti-milaza zavatra voadidin-java-maranitra ka tarangana mizara roa misaraka erỳ: Tapaka ny tehiko
25 Enti-milaza teny na rasaka voatery haato noho ny fisalovanan' ny hafa na fitrangan-javatra tsy nampoizina: Aza fada, fa tapaka ny resatsika noho ilay kotrobaratra tao
26 Nanaovana didy hentitra: Tapaky ny manam-pahefana fa tsy hankalazaina ho fetim-pirenena intsony ny 14 Oktobra
27 Miato, mijanona: Tsy tapaka ny orana nandritra ny hefarana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  28 broken, cut off; settled, decided [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  29 coupé, rompu net : décidé, entendu [1.8]
30 coupé par moitié [1.196]
31 fracture, fracturé [1.13]
Ohatra  32  tapaka ny teniny, fa nitanondrika tamin'ny tany naharitra ela izy. [2.324]

Teny iditra (2/2) 33  tapaka
Sokajin-teny  34  anarana
Fanazavàna teny frantsay  35 [Tankarana+Betsimisaraka] (de tapaka : allusion à la forme du fruit, dont la cupule arrive à peu près à la moitié ; il rappelle le gland du chêne). Ocotea cymosa (Nees) Palacky et Ocotea laevis Kosterm. (Lauraceae). Fruit utilisé comme condiment. Les feuilles fournissent aussi une essence aromatique. Le bois jaune, tacheté de noir, est employé en charpente et en menuiserie. [1.196]
Voambolana  36  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2026/10/06