Teny iditra | 1 fanasavoana |
Fototeny | 2 savoana |
Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fomba entina manasavoana, mandefa hiakatra eny amin' ny habakabaka, manipy ambony Azo asavoana |
Fivaditsoratra | 5 fanasavoana, fanasoavana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |