|
|
|
|

Teny iditra 1  savoana
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  21 Fiakarana na tisondrotana eny amin' ny habakabaka: Baolina savoan-danitra
22 Fandehanana any amin' ny tsy hita velively any. [1.1]
23 fitaovana feno gazy maivana afaka mitsingevana [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  24 high flying [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  25 action de voler haut [1.8]
26 aérostat [1.13]

Fivaditsoratra  savoana, 27 voasana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20