|
|
|
|

Teny iditra1  fanasoavana
Fototeny  2  soa
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] the doing of good to people
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] bonnes oeuvres
Ohatra  6  fa ny firenena no manarakaraka an' Andriamanitra amin' ny fiahiana sy ny fanasoavana ny olombelona. [1.342]
7  Dia manana io toerana fanasoavana io ny FFPM ary nofidina Max Rafransoa Mpitandrina ho Tale hitantana voalohany ny Foibe, ary ny tenako ho Filohan' ny Filan-kevi-pitondran' ilay Foibe. [2.356]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  9  fanasavoana, fanasoavana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21