|
|
|
|

Teny iditra 1  fanatodizana
Fototeny  2 atody
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Fanazavàna teny frantsay  6 la ponte, le lieu, l'époque [1.3#62]
Ohatra  7  fanatodizam-papango sy fiteraham-boromahery. [2.69]
8  Edrey izato izy amin' ny lohany boribory be efa sola roatoko sy ny somotra tsy diavin-kareza ary angamba fanatodizan' ny hao. [2.285#299]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19