|
|
|
|

Teny iditra1  fanatsivetraka
Fototeny  2  tsivetraka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fomba entina manatsivetraka, mametraka hitoetra milamina amim-piadanana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05