|
|
|
|

Teny iditra 1  tsivetraka
Fototeny  2 vetraka
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  21 Toetran' ny zavatra mivelatra, miampatra tsara; fipetrahana mivelatra tsara amim-piadanana
22 Ny faritra hatreo amin' ny valahana ka hatramin' ny tongotra
23 Fipetrahana amin' ny tsihy ka mitsotra tsara ny tongotra roa. [1.1]
Tovy hevitra  24 vetraka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22