|
|
|
|

Teny iditra1  fanavakavaham-bolon-koditra
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] entina milaza fiangarana noho tsy fitovian' ny volon-koditra
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] racial discrimination by skin color
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] discrimination raciale
6  [1.13] ségrégation raciale, apartheid
Voambolana  7  Pôlitika
Singan-teny  8  fanavakavahana, volo, hoditra

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07