|
|
|
|

Teny iditra1  fanazarana
Fototeny  2  zatra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fampiasana matetika mba hahatonga mora mahay: Mila fanazarana ny fahaizana marika ankandrina
Fanaovana izay hahatonga ho zatra, ho tamana; fantamanana: Tsy sarotra ny fanazarana ny alika raho mbola kely
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] training, esp. for sports
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#869] L’action d’habituer, d’accoutumer, le moyen, la cause
7  [1.8] entraînement, spéc. pour les sports, exercices
8  [1.13] entraînement, exercice
Ohatra  9  Ataoko toy ny eo amin' ny ohatra ny fanazarana ary adika-ko avy eo. [2.445#]
Tovy hevitra  10  fankazarana
Kamban-teny 
Lohateny  16  Fanazarana hiteny, fanabeazam-boho : tari-desona ho an'ny mpampianatra (Ranaivomanana Raymond)

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11