|
|
|
|

Teny iditra 1  zatra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  27 Fatra-panao zavatra na asa iray ka sarotra alana amin' ny toetra aterak' izany: Zatra mandainga Ibalita
28 Fatra-panao asa iray ka tsy manavao amin' izany: Efa zatra milatsaka amin' ny elonaina Rakoto ka tsy matahotra
29 Tamana: Efa zatra ity alika ity ka aza fatorana intsony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  30 accustomed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  31 habitué; apprivoisé [1.3#869, 1.8]
32 Habitué, accoutumé, familiarisé, apprivoisé [1.3#869]
Ohatra  33  Mba ho zatra vahoaka, hono. [2.4#29]
34  Efa zatra namboly ihany izy. [2.356#14]
35  Tsy zatra miasa intsony anie aho e! [2.499#68]
Fikambanana  36  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe zatra
Ohabolana  37  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21