Teny iditra |
fanazarana
(zatra)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fampiasana matetika mba hahatonga mora mahay: Mila fanazarana ny fahaizana marika ankandrina Fanaovana izay hahatonga ho zatra, ho tamana; fantamanana: Tsy sarotra ny fanazarana ny alika raho mbola kely [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Training, esp. for sports [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | L’action d’habituer, d’accoutumer, le moyen, la cause [1.3]
|
| Entraînement, spéc. pour les sports, exercices [1.8]
|
| Entraînement, exercice [1.13]
|
Ohatra | Ataoko toy ny eo amin' ny ohatra ny fanazarana ary adika-ko avy eo.
[2.445]
|
Tovy hevitra | |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|