Teny iditra | 1 fandadiana |
Fototeny | 2 lady |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Fikisahana amin' ny tany: Mahavanana ny fandadian' io bibilava io 5 Fandehanana amin' ny tongotra sy ny tanana: Ny fandadian' ny zaza raha mbola kely 6 Fananihana: Ny fandadian' ny vahy amin' ny hazo [1.1] |
Fivaditsoratra | 7 fandadiana, fidanadana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/03 |