| Teny iditra (1/4) | 1 lady |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Hafainganana, hakingana
9 Hafainganana mandre, mahamasaka sakafo, hafainganan-tsaina. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 vitesse, promptitude
11 finesse de l'oreille, de l'ouïe 12 promptitude de l'esprit 13 facilité à s'échauffer, comme une marmite [1.3#366] |
| Teny iditra (2/4) | 14 lady |
| Sokajin-teny | 15 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
26 Fikisahana amin' ny tany, fananihana, fandehanana amin' ny tanana sy ny tongotra
27 Fandokadokafana tafahoatra. [1.1] 28 [Antesaka] fandadiana [1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
29 creeping, prowling
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
30 action de ramper, de traîner par terre
[1.3#366, 1.8] 31 action de grimper, comme les lianes 32 action de circonvenir, de cajoler, d'épier le moment, l'occasion [1.3#366] 33 action de marcher à quatre pattes [1.8] |
| Fikambanana | 34 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe lady |
| Teny iditra (3/4) | 35 lady |
| Sokajin-teny | 36 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
37 [Tanosy] (de lady ou malady : dans le sens où l'on dit malady sofina : « avoir l'oreille fine »). Dombeya spectabilis Bojer et Dombeya spectabilis var. humblotii (Baill.) Arènes (Malvaceae). Cet arbre souvent planté autour des villages servait d'avertisseur, ses feuilles tombées à terre faisant un bruit caractéristique, surtout en saison sèche, et permettant de déceler l'arrivée de l'intrus (Réf. Service Forestier 6382).
[1.196] |
| Voambolana | 38 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (4/4) | 41
lady
![]() |
| Sokajin-teny | 42 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
43 vehivavy ; vehivavy mahalala fomba sy mahay miaina
44 anaram-boninahitra (Britain) [1.17] |
| Fivaditsoratra | 45 Adlì, 46 dila, lady, 47 Lidà, 48 Lyda |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|