Teny iditra | fandaminana (lamina) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Fikarakarana mba hirindra tsara; fanamboarana, fandantoana, fandrindrana [1.1] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | L'arrangement [1.3] | ||||
Manière d'arranger [1.3] | |||||
Implantation, agencement, organisation [1.13] | |||||
Ohatra |
| ||||
Kamban-teny |
| ||||
Fivaditsoratra | fanamandina, fandaminana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10 |