Teny iditra fandavorariana (lavorary)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanaovana izay hahalavorary, hahatomombana, hahatanteraka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Le perfectionnement, l’accomplissement [1.3]
 Finition [1.13]
Ohatra 
1Isaorana koa ireo mpitantsoratra niara-nihosina tamin'ny fandavorariana ny boky [2.606]
2Tsy dia ilana herin-tsandiy loatra ny asa ato, saingy ifotoran' ny fandavorariana ny asa ny fananana fifantohan-tsaina sy fihetsika kinga [2.445]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/07