| Teny iditra | 1 lavorary |
| Singan-teny | 2 lavo, 3 rary |
| Sokajin-teny | 4 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
18 Vita araka izay ilana azy, tomombana ny toetrany, tanteraka
[1.1] 19 tongalafatra; vita tsara [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
20 successful, prosperous, well, proper, good; lit. plaits thrown down. Used of business
[1.2] 21 perfect, well accomplished [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
22 parfait, bien fait
[1.3#394, 1.8, 1.13] 23 fini, accompli, bien exécuté, qui donne de la satisfaction [1.3#394] 24 fini, accompli [1.13] |
| Ohabolana | 25 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | lavorary, 26 valorira |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|