|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanday (lay)
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Fanazavàna teny malagasy  4  Biby kely lavalava sady malemilemy misy lay, izay miofo ho lolo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  [root lay, a nettle.] A species of hairy caterpillar. [1.2]
6  a caterpillar [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  chenille [1.8]

Teny iditra (2/2)8  fanday
Sokajin-teny  9  anarana
Voambolana  10  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  11  (de lay : poils, duvets) Nom donné à diverses plantes ayant une pilosité particulièrement visible. Notamment : Byttneria melleri Baker (Malvaceae), Triumfetta pilosa Roth. (Malvaceae). Plantes qui fournissent des fibres de corderie. [Betsimisaraka] [1.196]
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  13  andafy, fanady, fanday

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20