| Teny iditra | 1 fandevenana |
| Fototeny | 2 levina |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Fanitrihana na fanotofana na fanafenana ao anaty tany, enti-milaza ny fomba rehetra arahina rehefa manatitra ny nofon' ny olona iray maty ao am-pasana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 the act of burial, a funeral
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 l'action d'enterrer, les funérailles
[1.3#404] 9 action d'enterrer, funérailles [1.8] |
| Ohatra |
10 Nidina hatrany aho nikarakara ny fandevenana.
[2.472]
11 Taorian' ny fandevenana ny Mpanjaka no natao ny fitsarana. [2.508] 12 Nanantena ny hahita anao aho tamin' ny fandevenana an' i Masy! [2.471] |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 14 Randzavola: fandevenana ao amin' ny Baiboly |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|