Teny iditra fandevilevena (levilevy (levy))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitezerana sy fandrahonana mafy, fitenenana an-katezerana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L'action de réprimander [1.3]
Ohatra ny fandevilevena nataon' i Davida tamin' Ingahy Tsi-mahafapo. [2.270]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20