Teny iditra | 1 levilevy |
Fototeny | 2 levy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
9 Teny lava atao ho fitezeran' olona ambany fifehezan' ny tena nahavita hadisoana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
10 threats, scolding [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
11 réprimande [1.3#403] 12 menaces, réprimandes [1.8] |
Ohatra |
13 levilevy sy tosi-tanana no mampiraparapa sy mandronjona azy. [2.470#] 14 Ny sasany kosa indray toa miandry ny hahazoako kapoka sy levilevy avy amin' ilay mpampiasa raha vao misaraka amin' ny Senegaly aho. [2.643#] |
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny levilevy io |
Fivaditsoratra | 16 levilevy, velively |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |