Teny iditra | 1 fandinika |
Fototeny | 2 dinika |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fomba entina mandinika, mihevitra, fiheverana: Araka ny fandiniky ny manam-pahaizana... |
Ohatra |
5 Hita fa misy zavatra vitsivitsy fandinika mihitsy momba azy. [2.285#] 6 vitsy ny olona tokony ho afa-mandini-javatra no tsy mivonon-kandinika loatra, na diso fandinika koa. [2.643#] |
Fivaditsoratra | 7 fandinika, nandafiky, nandifika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |