|
|
|
|

Teny iditra1  fandiovana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Asa atao hanadio
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#106] L’action de nettoyer, la purification, ce avec quoi on purifie
Ohatra  5  [2.529#] Io no atao hoe afo fandiovana!
6  [2.470#] Mampiseho ny fijalian' ny kristianina mijaly ao amin' ny afo fandiovana iry.
7  [2.366#] Dia ny fandiovana azy amin' ny asidra, tahaky ny famotsiana azy amin'ny voasary.
Fototeny  8  dio
Tsipelina hafa  9  fanadiovana
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  11  fandiovana, ifandovana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21