Teny iditra fandoahana (loaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanaovana loaka, lavaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The act of piercing; a tool for making holes [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Action de percer un trou; outil pour percer [1.8]
Ohatra Ataovy azo antoka ihany koa fa ny fitaovana fanaovana didim-poitra, fandoahana, tsindrona volamena, ary ny fomba nentim-paharazana toy ny fanasiana holatra, dia voadio tsara. [2.424]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/01