|
|
|
|

Teny iditra 1  loaka
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  19 Lavaka kely, hirika: Tsy fanao ny mijery amin' ny loaka amin' ny hidim-baravarana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  20 hole through something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  21 troué, percé [1.3]
22 trou [1.8, 1.196]
23 plaie, ouverture béante [1.196]
Tovy hevitra  24 haroka, hirika, lavaka
Mpanahaka  25  boroaka, 26  borobaka, 27  gorobaka, 28  mangirana, 29  > mangobaka, 30  robaka, 31  tanteraka, 32  trobaka, 33  voatrabaka, 34  voatrebika, 35  voatrebona
Fikambanana  36  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 13 misy ny teny hoe loaka

Fivaditsoratra  37 akalo, 38 aloka, alòka, 39 lakao, 40 laoka, loaka, 41 olaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/18