Teny iditra | 1 fandoahana (loaka) |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy | 3 Fanaovana loaka, lavaka [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy | 4 the act of piercing; a tool for making holes [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay | 5 action de percer un trou; outil pour percer [1.8] |
Ohatra |
6 Ataovy azo antoka ihany koa fa ny fitaovana fanaovana didim-poitra, fandoahana, tsindrona volamena, ary ny fomba nentim-paharazana toy ny fanasiana holatra, dia voadio tsara. [2.424#] |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/01 |