Teny iditra | fandoko (loko) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mandoko [1.1] | |
Zaka simika afaka manome loko [1.13] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Colorant, pigment [1.13] | |
Teny iditra | fandoko (loko) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Azo lokoana [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |