Teny iditra fandraiketana (raikitra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fametahana: Fandraiketana sary amin' ny rindrina
Fanapahana, famaranana: Raina ny fandraiketana haingana izany raharaha izany. / Anio no fandraiketana ny datin' andro hanaovana ny mariazinareo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Scellement, liant, fixation [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05