|
|
|
|

Teny iditra 1  raikitra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Haiendriteny 
3  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  23 Mipetaka: Efa raikitra amin' ny rindrina ny temitra ka sarotra alana
24 Vita, tapaka rehefa nodinihina sy nifenarahana: Raikitra izany ny varotra ka omeo ny vodiondrim-barotra
25 Tsy miova: Mivory amin' ny andro raikitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  26 sticking to; just, right, alike, agreed to, assented to. [Mal. Lekat (?).] Rekitra is used in the provinces. [1.2]
27 sticking to something; agreed to [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  28 attaché, collé [1.3, 1.8]
29 joint
30 conclu, réglé, décidé
31 conforme, juste [1.3]
32 agréé, sur quoi on est d'accord [1.8]
Ohatra  33  Saika maty aho lahy, hoy aho anakampo, raha raikitra tamin' ireny teo! [2.4#7]
34  Nony raikitra ny varotra dia hafatrafatra tsy misy ohatra izany no ataony: [2.470#153]
Mpanahaka  35  angarangidina, 36  finari-bava, 37  mandry ivohon'ny vato, 38  mandry mitsilany, 39  maty paika, 40  tapaka, 41  tarangana, 42  vita, 43  vonobaibona
Fikambanana  44  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 25 misy ny teny how raikitra
Ohabolana  45  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  46 arikitra, 47 iratrika, 48 irikatra, raikitra, 49 rikiatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22