Teny iditra | 1 fandraikiraikena |
Fototeny | 2 raikiraiky |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fanadalana Ody fandravoravoana, ody fitia |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#501] L’action de faire tituber charme |
Ohatra |
6 Dia rendrika aho, asa izany angaha no azon' ny fandraikiraikena! [2.643#] |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |