|
|
|
|

Teny iditra1  raikiraiky
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  7  Fiherikerehana sy fitahontahonana; fahadaladalana sy fivarimbarianana amin' izay rehetra hita [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8  See doladola, vembena [1.2]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  10  kirairaiky, raikiraiky

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31