|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  fandraka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Hahiazana izaitsizy [1.1]
Fikambanana  4  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe fandraka
Ohabolana  5  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3) 6  fandraka
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 [Antemoro] bokin-drazan'ny Antaimoro, ka ifandovana sady vita [1.78]

Teny iditra (3/3) 9  fandraka
Sokajin-teny  10  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny anglisy  23 a chisel [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  24 ciseau [1.8]
Voambolana  25  Fitaovam-piasana
Fikambanana  26  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe fandraka
Ohabolana  27  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21