| Teny iditra | 1 mamandraka |
| Fototeny | 2 fandraka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mandoaka amin' ny fandraka, mampiasa fandraka: Tsy mahay mamandraka akory ise izany
9 Mandresy lahatra 10 Mamita, mahatontosa [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 to chisel, to mortice.
[1.2] 12 to chisel [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 ciseler, buriner
[1.8] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|