Teny iditra | fandrambo (rambo) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mandrambo, manisy somotraviavy amin' ny lamba na akanjo [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Ce à quoi on met ordinairement des franges, manière de les mettre [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/08 |