Teny iditra | fandrantsanana (rantsana) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanapahana rantsana: Amin' ny volana jiona no fandrantsanana ny voaloboka [1.1] | |
Fanapahana ny rantsana hanome endrika na hanatsarana ny hazo [1.13] | ||
Fanazavàna teny frantsay | émondage [1.13] | |
Instrument avec lequel on élague ; saison de l'élagage [1.196] | ||
Voambolana | Toe-karena: fambolena | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |