Teny iditra | 1 rantsana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
7 Ny sampan' ny hazo: Tokony hotapahina ny rantsana maty 8 Ny iray amin' ireo fisampanana dimy amin' ny tendron' ny tanana na ny tongotra tsirairay avy: Lazao avy ny anaran' ny rantsana dimy [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
9 a branch (of a tree) anything like a branch. [Mal. Rantung.] [1.2] 10 a branch [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
11 branche [1.8, 1.13] 12 branche d'un arbre [1.196] |
Ohatra |
13 fa amy ny rantsana sy ny tahon' ny hazo lehibe sy ny froteksa kosa dia misy koa atao. [1.357] 14 Haingoan'ny rantsana boribory sy ny akanjony zandiana misoratra manakona ny tapaky ny laferany. [2.895] |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny rantsana io |
Lahatsoratra |
21 Randzavola: rantsana ao amin' ny Baiboly |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/07 |