Teny iditra | 1 fandraotra |
Fototeny | 2 raotra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fomba entina mandraotra Amboarana horona henjankenjana voafehy tsara toy ny kifafa kely ka atao solom-pihogo hitsikerakerana, hanogoana ny volo 5 [1.13] fihogo |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.2] Same as fandraobolo |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.13] peigne |
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny fandraotra io |
Fivaditsoratra | 9 afandrotra, fandraotra, fandroatra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |