|
|
|
|

Teny iditra1  raotra
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8  Fanongòtana na fakana an-keriny
9  fihinanan' ny biby (ahitra)
10  fibangoana na fihogoanany volo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11  combing. See hogo. [1.2]

Fivaditsoratra  12  raotra, ratrao, roatra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31