Teny iditra | fandrasa (rasa) | |||
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mandrasa Azo rasaina: Tsy loba fandrasa ny taolana [1.1] | |||
Teny iditra | fandrasa | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] Voromahery [1.78] | |||
[Bara] Papango [1.78] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] [Mod. s. from mandrasa (rasa).] A species of long-legged hawk. Scelospizias franciscoe, Sm. Same as firasa. [1.2] | |||
Anarana siantifika | Scelospizias franciscoe | |||
Voambolana | Haibiby: vorona | |||
Anaram-biby |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |