Teny iditra fandrefy (refy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mandrefy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ce qu'on peut mesurer, manière de mesurer [1.3]
 Appareil de mesure [1.13]
Ohatra Samy diso fandanja sy diso fandrefy: ka iza àry no itokianao sy itokian' ny olona hahalala ny marina? [2.296]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/07